|
|
|
|

Entry1  voamaina
Elementary words  2  voa, maina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  toy ny tsaramaso [1.13]
Explanations in French  5  graines sèches [1.13]
Examples  6  Momba ny sakafo dia ny tsako na katsaka no voamaina foto-tsakafon'ny olona ankehitriny. [2.606#]
7  Mampamokatra ny tany azo volena, midika aloha izany hoe mamokatra ary avy eo manova na mikarakara ny voamaina, ny siramamy, ny voankazo, ny hena, etsetra; [4.27#]
Vocabulary  8  Botany: (in general)

Updated on 2023/10/17