|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamoa (voa)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Botany: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Mitondra voa: Namoa betsaka itỳ voaloboka ity taon-dasa [1.1]
Explanations in English  5  to bear fruit [1.7]
Explanations in French  6  porter des fruits [1.8, 1.196]
7  fructifier [1.196]
Examples  8  Mety maniry izy saingy tsy mamoa. [2.117]
9  ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [1.357]
10  Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana. [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word mamoa

Anagrams  16  mamao, mamoa

Updated on 2023/08/11