Entry | 1 mifanambady |
Root | 2 vady |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 [2.298] hifanambady anaka hono izy roa lahy ireo, fa ny iray manana zanaka lahy ary ny iray manana zanaka vavy. 5 [2.508] Raha mifanambady ny andevo samy hafa tompo dia ny tompon' ny vavy no tompon' ny zaza aterak' izy mivady. |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |