|
|
|
|

Entry1  mpanambady
Root  2  vady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  Celui qui est marié, les époux [1.3#797]
Examples  6  Noho izany, tonony mazava ny anaran' ny mpanambady. [2.346]
7  Haverin' ny ankizy ho mpanambady indray isika roa e. [2.470#52]
8  Nony vita ny sakafo dia niainga ny mpanambady sy ny vahiny namonjy ny fiangonan' i Lohomby. [2.356#87]
Vocabulary  9  Relationships: family
Proverbs  10  Proverbs containing the word mpanambady

Updated on 2022/06/12