Entry | 1 tokantrano |
Elementary words | 2 tokana, trano |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ny trano iveloman' ny mpivady mitokana tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny na ny havana; vady Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao |
Explanations in English |
5 [1.2] household stuff; the household; house-keeping 6 [1.7] a household; a wife |
Explanations in French |
7 [1.3] tout ce qui constitue l'ameublement d'un ménage 8 [1.8] ménage; épouse |
Examples |
9 [1.1] Efa nahazo tokantrano izy 10 [1.1] Mivoaka lava io vehivavy io fa tsy mikarakara ny tokantranony 11 [2.471] manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola. 12 [2.470] Sambatra sy tsara vintana amin' izay tokantrano ny azy! |
Vocabulary |
13 Relationships: family |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word tokantrano |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |