Entry | 1 fahatsarana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [1.7] excellence; goodness |
Explanations in French |
4 [1.8] excellence; bonté |
Examples |
5 [2.529] Ary io fiezahana ao anatiny io no mahatonga fahatsarana amin' ny fiainany, izay toa mamirapiratra amin' ny fihetsiny rehetra 6 [1.353#] Ny fahatsarana rehetra na amin'ny tarehy, na amin'ny fitsanganana na amin'ny toetoetra hafa, dia tampitr' ohatra amin'izany Andriamanitra fa tena tsara tokoa Izy hoy ny Bara. |
Root | 7 tsara |
Morphology |
|
Synonyms | 10 hatsarana |
Anagrams | 11 fahatsarana, faratsahana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |