Entry (1/3) | 1 manatsara |
Root | 2 tsara |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahatonga ho tsara kokoa: Manatsara ny fahasalamanany sakafo be otrikaina 5 Mahatsara: Manatsara ny tarehy marina ve ny lokomena? 6 Manadio, manao ho tsara: Mahagaga fa manatsara ireto mpianatra telo lahy mpitabataba ireto ny mpampianatra azy ireo [1.1] |
Explanations in English |
7 to improve, to make better [1.7] |
Explanations in French |
8 améliorer; embellir, rendre agréable [1.8] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 13 manatsarà |
Root | 14 tsara |
Part of speech | 15 imperative of active verb manatsara |
Tables and plates |
16 All the active imperatives |
Entry (3/3) | 17 manatsara |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in French |
19 (souvent prononcé magnatsara) (du préfixe mana: qui rend, et tsara : bon ou beau, donc : « qui rend bon », qui améliore). Malleastrum gracile J.F. Leroy (Meliaceae). Voir Pernet et coll. Journal de Botanique Appliquée 11 : 150 (1964). [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulary |
20 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 22 mañaratsa, manasatra, manatsara, manatsarà, mañaratsa, manasatra, manatsara, manatsarà |
Updated on 2023/01/20 |