Entry | 1 tongotra aman-tanana |
Part of speech | 2 locution |
Examples |
3 [2.299#129] Ka dia mibaboka tongotra aman-tanana ianao. 4 [2.117#78] |Nofatoran'ny olona ny tongotra aman-tanany. 5 [2.69#195] ary aiza izay mba tongotra aman-tanan' itena? 6 [2.499#113] Efa bory lanin' ny voay ny tongotra aman-tanany. |
Elementary words | 7 tongotra, amana, tanana |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word tongotra aman-tanana |
Updated on 2025/04/12 |
![]() |