Entry (1/3) | 1 amana |
Part of speech | 2 conjunction |
Explanations in Malagasy |
3 Teny mpampitohy enti-mampitohy anarana na mpamaritra anarana roa, izay efa mahazatra ny olona ny mampiaraka azy: Vady aman-janaka ~ Na dia kely amana bitika aza izahay dia manana ny maha-izahay anay [1.1] |
Explanations in English |
4 with, together with, and. It is used between nouns or verbs, as: ray aman-dreny; mihira amana mandihy. It is also used for amy, as aman-kenatra, with shame. [1.2] 5 used with closely related things, as: ray aman-dreny (reny) : father and mother [1.7] |
Explanations in French |
6 avec, et, sur, contre [1.3] 7 qui sert à unir les mots apparentés; ex. : ray aman-dreny (reny) : père et mère [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Tables and plates |
27 All the conjunctions |
Entry (2/3) | 28 amaña |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in Malagasy |
30 ambana, fandrahonana [Betsileo]
[1.78] |
Entry (3/3) | 31 Amanà |
Part of speech | 32 name (biblical) |
Explanations in English |
33 Haman [2.996] |
Explanations in French |
34 Aman [2.996] |
Vocabulary |
35 Holy Scriptures |
Synonyms | 36 hamana, hamana |
Biblical quotes | 37 Chapters and verses mentioning Amanà |
Tables and plates |
38 Full list |
Article |
39 Randzavola: Amanà ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 40 amana, amaña, amana, amaña |
Updated on 2024/09/10 |