|
|
|
|

Entry (1/4)1  ranjo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny faritra eo anelanelan' ny lohalika sy ny kitrokely: Mizara roa ny ranjo dia ny voavitsy na kibondranjo ary ny fingotra [1.1]
Explanations in English  4  the leg from knee to ankle [1.7]
Explanations in French  5  la jambe du genou à la cheville [1.8]
Examples  6  Napetraka ary ambody fiakarana ary ny aotomobilina fa anjaran'ny faladia sy ny ranjo no sisa. [1.335#]
7  Nahazo hafanana vetivery teo ny lehilahy ka finaritra ery manafosafo ny ranjo sy mamolapolaka ny rantsan-tanana mafana loatra indray. [2.470#44]
Vocabulary  8  Biology
Derivatives 
9  Passive verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 
Holonym 
Co-meronyms 

Entry (2/4)16  ranjo
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  Anaran-kazo (Dracaena reflexa) [1.1]
Explanations in English  19  a shrub, with the juice from which the Tanala colour their teeth. Dracaena reflexa, Lam. Same as tavivolalahy (Bets.), tsimitrona (Tank.), and tsihasinkasina (Antsih.) [1.2]
Vocabulary  20  Botany
Synonyms  21  tavivolalahy, tsimitrona, tsihasinkasina

Entry (3/4)22  ranjo
Part of speech  23  noun
Explanations in French  24  Nom ancien des boutures en plançon ; des essences susceptibles de se bouturer facilement : on enfonce une branche dans le sol et elle fait des racines et des jeunes pousses. Sens abstrait ancien : honorer, respecter. [1.196]
Vocabulary  25  Botany
Derivatives 
26  Passive verbs :

Entry (4/4)27  ranjo
Part of speech  28  noun
Explanations in French  29  Dracaena reflexa Lam. (Asparagaceae). Espèce magique censée être l'antidote des ody mahery et notamment du fonoka ou charme soporifique ; comparer aux divers sens du mot hasina. [Betsileo, Merina] [1.196]
Vocabulary  30  Botany
Scientific name 

Anagrams  32  Rajon, ranjo

Updated on 2024/10/30