|
|
|
|

Entry (1/3)1  tanako
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  hoho [Mahafaly] [1.78]

Entry (2/3)4  tanako
Part of speech  5  noun tanana and pronoun
Explanations in English  6  my hand(s) [3.1]
Explanations in French  7  ma main, mes mains [3.1]
Examples  8  nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan' ny foko. [2.324]
9  Nesoriny ny tanako nitana ny takolako, dia nofafany ny tarehiko nandriaka ranomaso. [2.41]
10  Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako. [2.42]

Entry (3/3)11  tanako
Part of speech  12  noun tana and pronoun
Explanations in English  13  my chameleon(s) [3.1]
Explanations in French  14  mon caméléon, mes caméléons [3.1]

Anagrams  15  antoka, kantao, katona, kotana, takona, tanako, tokana, tonaka, tonàka

Updated on 2020/07/31