|
|
|
|

Entry (1/3)1  taiza
Root  2  aiza
Elementary words  3  t~, aiza
Part of speech  4  adverb, past form
Explanations in Malagasy  5  Enti-milaza ny lasa amin' ny Aiza ka manontany ny toerana naleha: Taiza no nitsangantsangana ianareo omaly [1.1]
Examples  6  Mba taiza no nahita ady hianao? [2.324]
7  Ary taiza ihany ianao omaly? [2.471#47]
8  taiza ianareo no namovo? [2.472#184]
Compound words 
Tables and plates  10  All the adverbs

Entry (2/3)11  taiza
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  Zaza ampinonoina, karakaraina sy kolokoloina manokana: Tsy taiza intsony Ibalita fa efa zaza afa-miahy tena
14  Ilazana ny zanak' olon-kafa mipetraka ao amin' ny tena ka atao toy ny zanaka: Taizanay tao an-trano Rakoto nandritra ny fito taona. [1.1]
Explanations in English  15  a nursing child; the care of children [1.7]
Explanations in French  16  nourrisson; soins qu'on prend des enfants [1.8]
Vocabulary  17  Health
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Relative verbs :
21  Names :
22  Adjectives :
Compound words 

Entry (3/3)26  TAIZA
Part of speech  27  noun (acronym)
Explanations in Malagasy  28  Tambajotran' Antananarivo Iarovana ny Zon' ny Ankizy [3.1]
Explanations in French  29  TAIZA compte une trentaine de membres, dont les différentes entités ministèrielles chargées de la protection des enfants (Direction Régionale de la Santé et du Planning Familial Analamanga, Service Central de la Police des Moeurs et de la Protection des Mineurs, Juges des Enfants, BMH, ...), mais aussi des associations et divers centres d'accueil des enfants, notamment Avotra, Avoko, CDA Andohatapenaka, SOS aux Victimes du Non Droit, etc. [4.14]
Tables and plates  30  Acronyms

Anagrams  31  TAIZA, taiza, TAIZA, taiza

Updated on 2023/10/28