Entry | Tanala | |
Elementary words | t~ ; ala | |
Part of speech | name (ethnonym) | |
Explanations in Malagasy | Foko lehibebe, mitoetra amin' ny tany misy ny havoanan' Ikongo rakotr' ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin' ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin' ny vokatry ny ala ny Tanala; tanàn-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana [1.1] | |
Explanations in English | The dwellers in the forests. [1.2] | |
Explanations in French | Populations forestières du sud-es [...] [full text in 1.5] | |
Vocabulary | History: clans, tribes | |
Hyponyms | ||
Tables and plates | Dialectal words | |
Anagrams | antala, lataña, talana, Tanala |
Updated on 2023/08/12 |