|
|
|
|

Entry (1/2)1  raorao
Root  2  rao
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra misy marokoroko ny ivohony, hasaosao, harokoroko
Adiady, fifandirana, tsy fifanarahana: Hialako io raharaha io fa toa be raorao be ihany.
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] roughness
Explanations in French  6  [1.8] rugosité
Examples  7  [2.346] Omenay malalaka, omenay madiodio, omenay mangarangarana, tsy: misy raorao, tsy misy tohany, tsy misy tsikalany, tsy misy tongotra hitsipaka, tsy misy tanana handrangotra;
8  [2.471#61] Raha mba nahay nanombana ny tena vidin' i Masy marina aho, fa tsy nanakalo azy tamin' ny akanga tsara soratra, dia angamba ho nilamina tsy nisy raorao ny fiainako manontolo.
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word raorao

Entry (2/2)13  raorao
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  [1.1] [Sakalava] Fofon-drivotra mangatsiaka alohan' ny orana
Vocabulary  16  Meteorology
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  38  raorao, roaroa

Updated on 2025/01/21