Entry (1/2) | 1 rafitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fiasanany hazo hanaovana fanaka, trano: Anisan' ny taozavatra ilaina tokoa ny rafitra 4 Fomba iasana ny hazo mba hanaovana azy ho fanaka, trano...: Tsara rafitra ity latabatra ity 5 Fikambanan' ny zavatra maro ho tenan-javatra iray: Mahatalanjona ny rafitry ny tenan' ny olombelona 6 Fitaovana fanaovana rafitra: vankona, raboha, dalompy, tsofa, didiravina, homamanta, tantanana, famoalaka, torosy, tandra, fandraka (fandradahy, fandrabavy), vahoho, fively, fively fandraka, filamatra, hazomahitsy, famaky, tsimaka, lamisy, rivodahy 7 Fomban-drafitra: am-panoa, andahiny, ambaviny, barazedra, sokitra, torihisatra, koronosy, fehimbarika, filiro, saridiseza [1.1] |
Explanations in English |
8 carpenter's work, masonry, brickwork [1.2] 9 construction work, a construction; carpentry [1.7] |
Explanations in French |
10 ouvrage de charpenterie, de menuiserie, de maçonnerie, de mécanique, ajustage des pièces d'un même tout, construction d'un ouvrage, d'une maison, d'un pont, d'une machine [1.3] 11 menuiserie; construction, charpente [1.8] |
Examples |
12 miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word rafitra |
Entry (2/2) | 28 rafitra |
Part of speech | 29 adjective |
Explanations in Malagasy |
30 Manomboka: Tamin' izay, rafitra ny ady 31 Raikitra: Rafitra ady Isambilo sy Ibalita 32 Mikatroka... avy hatrany, ombika: Rafitra nifampitolona izy roa lahy. [1.1] |
Explanations in English |
33 at variance, broken out, as a quarrel [1.2] |
Explanations in French |
34 qui en vient aux mains, qui entreprend un travail, qui s'y applique: Tamin' izay rafitra ny ady (Alors la bataille, la dispute commença) ~ Rafitra ady izy roa vavy (Ces deux femmes commencent à se disputer) ~ Rafitra nifamono izy roa lahy (Ces deux individus se mirent à se battre) ~ Rafitra amin' ny asa izy roa lahy (Ils travaillent tout de bon tous les deux) [1.3] |
Examples |
35 rafitra tamin' ity herinandro ity ny ady amin' ny Frantsay sy ny Alemana, ary koa amin' ireo firenena anman' ny ankilany sy andaniny avy. [2.472] |
Compound words |
|
Anagrams | 37 faritra, firatra, firàtra, rafitra, rifatra |
Updated on 2023/05/16 |