Entry (1/2) | 1 andahiny |
Root | 2 any |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 ny andahiny na kidobony amin' ny ampongan' ny ntaolo dia ilay lafiny dobohana amin' ny fively, ary amin' ny valiha kosa dia ny tadin' ny feo ambony na andahiny [1.10] |
Explanations in English |
5 the bass end of the drum; the treble chord of the valiha. [1.2] |
Explanations in French |
6 le côté de tout instrument qui donne le son aigu ; la voix, les cordes hautes [1.3] |
Vocabulary |
7 Music: (in general) |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word andahiny |
Entry (2/2) | 10 andahiny |
Root | 11 any |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 amin' ny rafitra hazo, na amin' ny tefy, dia ny tendron-kazo, ets. izay miditra ao amin' ny ilany keoka na loaka mba hampikambana ny roa tonta no atao hoe andahiny [1.10] |
Explanations in French |
14 le côté bouveté portant la baguette; se dit de la partie des engrenages, des jonctions, des pentures. etc, qui portent le bout plein entrant dans la partie vide [1.3] 15 pièce mâle [1.5] |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word andahiny |
Updated on 2020/07/31 |