Entry | 1 filamatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Hazo mahitsy lehibe fitsapan' ny mpandrafitra sy ny mpandatsa-biriky ny fitovian-tantana 4 Zavatra tsara tokony hatao fakan-tahaka: Ny herimpon' izany lehilahy nanao be ho an' ny tanindrazany izany no tokony halainareo ho filamatra [1.1] |
Explanations in English |
5 a straight edge. [1.2] 6 a long ruler used in construction work 7 a guideline, a principle [1.7] |
Explanations in French |
8 grande règle des charpentiers et maçon 9 principe, modèle à suivre [1.8] |
Anagrams | 10 filamatra, milafatra |
Updated on 2020/07/31 |