|
|
|
|

Entry1  lamisy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fiasana fandoahana hazo na vato: Ny lamisy dia misy vatany azo ahodin-tanana, ka rehefa ahodina io, misy vy kely maranitra, atao hoe zanadamisy, mihamilentika hatrany mandoaka ny hazo [1.1]
4  fiasana anodinana ny kamositra mba handavahana [1.13]
Explanations in French  5  vilebrequin [1.13]
Vocabulary  6  Economy: mechanics
Other spellings  7  lamiso
Compound words 

Anagrams  9  lamisy, milasy, misaly, samily

Updated on 2021/10/17