Entry (1/2) | 1 tantanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fiasana -- izay metaly ny lohany ary hazo ny tahony -- ampiasaina hikapohana vy, na handentehana fantsika na hamakiambato: Mively amin' ny tantanana [1.1] |
Explanations in English |
4 a hammer [1.7] |
Explanations in French |
5 marteau [1.3#676, 1.8] |
Vocabulary |
6 Tools |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word tantanana |
Entry (2/2) | 8 tantanana |
Root | 9 tantana |
Part of speech | 10 passive verb |
Explanations in Malagasy |
11 Raisina amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena: Tantano io zaza io fa ratsy ny lalana [1.1] |
Explanations in French |
12 qu'on soutient par la main, qu'on retient légèrement [1.3#664] |
Morphology |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word tantanana |
Updated on 2023/01/20 |