|
|
|
|

Entry (1/2)1  ambaviny
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  ny tady efatra be feo. manao feo ambany amin' ny valiha, na lokanga, ets. ; ny ilany ambany feo, na midoboka kokoa, amin' ny amponga, langoraony [1.10]
4  Anarana enti-milaza ireo tady be feo amin' ny tadin-javamaneno tendrena, toy ny valiha, ny lokanga
5  Ny ilany amin' ny amponga sy ny karazany izay midoboka kokoa ny feony [1.1]
Explanations in English  6  the four looser strings of the valiha; the end of a drum which gives a shriller sound than the other, being beaten with the hand only. [1.2]
Explanations in French  7  nom des basses des intsuments à cordes; le bout du tambour et autres instruments qui donnent un son plus grave, plus bas que l’autre bout [1.3]
Vocabulary  8  Music: (in general)
Proverbs  9  Proverbs containing the word ambaviny

Entry (2/2)10  ambaviny
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  loaka, na lavaka, ampidirana, anatsofohana tapany lavalava kely, toy ny fantsika, na hidy, ho fitanana, na fandraiketana ny roa tonta [1.10]
13  Ny ilany misy loaka amin' ny rafitra na amin' ny hidin-trano izay idiran' ny ilany mivohitra, izay atao hoe andahiny: Rimbona ny ambaviny amin' itỳ sakamandimby itỳ katsy mitana tsara ny rafitra [1.1]
Explanations in French  14  les parties creuses des engrenages, des jonctions, des pentures, etc., destinées à recevoir la partie pleine [1.3]
15  pièce femelle [1.5]
Compound words 

Updated on 2024/11/01