|
|
|
|

Entry1  matoanteny
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Sokajin-teny enti-milaza ny teny fototry ny fehezanteny ka ny fiforonany dia amin' ny alalan' ny tsirinteny mirafitra amin' ny fototeny.
Misy karazany sivy ny matoanteny malagasy:
a) ny matoantenin' ny mpanao (ohatra: mamatotra);
b) ny matoantenin' ny iharana (fatorana ny omby);
d) ny matoantenin' ny atao (afindra ny entana);
e) ny matoantenin' ny fitaovana (afatotra ny omby ny tady);
f) ny matoantenin' ny sehatra (mifatotra ny omby);
g) ny matoantenin' ny mpandray (velarana tsihy ny vahiny);
h) ny matoantenin' ny mpamaritoe-javatra (amatorana, ifatorana);
i) ny matoantenin' ny mpampanao (mampamatotra);
j) ny matoantenin' ny mpifanao (mifamatotra)
sokajinteny
4  [1.146#75] Ny atao hoe matoanteny dia ny teny rehetra fanao teny enti-milaza asa. Ohatra: milalao, jerena, ahandroana.
5  [1.13] sokajin-teny afaka miovaova endrika
6  [1.62#738] sokajin-teny manambara asa, hita ao amin' ny fehezanteny malagasy
Explanations in French  7  [1.13, 1.5#208] verbe
Examples  8  [2.296] Avy amin' ny matoanteny avokoa ireo, ka ny m novàna ho f, ary samy milaza ny enti-manao
9  [2.314] matoanteny efa amin' ny fomba mandidy rahateo nefa mbola mitovana nao ihany indray ka mafimafy kokoa noho ny diniho fotsiny
Vocabulary  10  Linguistics
Elementary words  11  matoa, teny
Compound words 

Updated on 2025/02/02