|
|
|
|

Entry1  matoantenin' ny mpanao
Elementary words  2  matoanteny, mpanao
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Raha ny olona na zavatra manao ny asa no atao teny lazaina, dia atao hoe "matoantenin' ny mpanao" no anaran' ny matoanteny. Ohatra: milalao ny ankizy ; mampirehitra afo Isambilo [1.146#75]
Explanations in English  5  active verb [1.26#]
Vocabulary  6  Linguistics

Updated on 2023/06/11