|
|
|
|

Entry (1/2)1  matoa
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Relationships: family
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny zokiny indrindra amin' ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay [1.1]
Explanations in French  5  aîné [1.54]
Elementary words  6  ma, toa
Compound words 

Entry (2/2)8  matoa
Part of speech  9  adjective
Explanations in Malagasy  10  Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra [1.1]
Proverbs  11  Proverbs containing the word matoa

Anagrams  12  amato, amota, atôma, maota, matoa

Updated on 2023/11/27