|
|
|
|

Entry (1/4)1  hitsy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toetran' ny zavatra mijoro tsara, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin' itỳ hazo itỳ
4  Hamarinana, tsy fisian-diso: Mahagaga ny hitsin' ny fitenin' itỳ zaza itỳ
5  Fahamarinana, tsy fiolakolahana; ny marina, ny rariny: Tokony hitsara mandrakariva araka ny hitsiny ny mpitsara
6  Tandrify: Mipetraka eo amin' ny hitsin' ny tsena indrindra izahay. [1.1]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 
Titles 

Entry (2/4)16  hitsy
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  fijoroana mahitsy [Taisaka] [1.78]

Entry (3/4)19  hitsy
Part of speech  20  noun
Explanations in French  21  droite [1.13]
Vocabulary  22  Mathematics: geometry
Compound words 

Entry (4/4)27  hitsy
Part of speech  28  noun
Explanations in Malagasy  29  karazan-kazo fanaovan-trano [Taisaka] [1.78]
Explanations in French  30  Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Voir aussi hitsika et hitsikitsika . [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulary  31  Botany
Derivatives 
32  Active verbs :
33  Names :
34  Adverbs :
Compound words 
Scientific name 

Anagrams  37  hitsy, tsihy

Updated on 2023/05/22