Entry (1/3) | 1 hala- |
Part of speech | 2 morphological form of halatra |
Entry (2/3) | 3 hala |
Part of speech | 4 adjective |
Explanations in Malagasy |
5 tsy tiana [Betsimisaraka]
[1.78] 6 Tsy fitiavana: Tsy tokony hasiana tombo sy hala ny ray aman-dreny 7 Tsy tiana, tsy tiana mainty, tsy tian-kojerena: Halako ny olona ratsy fanahy 8 Tiana be loatra: Halam-baratra ny hazo avo [1.1] |
Explanations in English |
9 hated, detested, abhorred. [1.2] |
Explanations in French |
10 haï, détesté [Taisaka]
[1.82] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 20 hala |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 maingoka: Mihira fonofonoka tsy mahay ody hala [Tambahoaka, Tanala, Tanosy]
[1.78] 23 maingoka [Taifasy, Taisaka] [1.78] 24 bibikely manaikitra [Betsimisaraka] [1.78] 25 Karazam-bibikely izay valo ny tongony, efatra andaniny avy, ary ny vatany mizara roa: ny tratrany izay miraikitra amin' ny lohany, ary ny kibony boribory lehibebe; mamoaka tsiranorano io kibony io, izay tonga kofehy manify rehefa tratran' ny rivotra, atao hoe landinkala [1.1] |
Explanations in English |
26 a scorpion. [Mal. kala; Port Moresby makela.] [1.2] 27 a spider [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
28 scorpion [Taisaka]
[1.82] 29 araignée [1.8] |
Vocabulary |
30 Zoology: invertebrates |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 33 Proverbs containing the word hala |
Article |
34 Randzavola: hala ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 35 hala-, laha- |
Updated on 2023/10/29 |