Entry (1/2) | 1 mifankahala (hala) |
Part of speech | 2 active verb |
Vocabulary |
3 Emotions |
Explanations in Malagasy | 4 Samy tsy tia ny ankilany avy [1.1] |
Explanations in English | 5 to hate one another [1.2] |
Explanations in French | 6 se haïr mutuellement [1.3#442]7 se détester réciproquement [1.107] |
Examples |
8 Samy vinitra izy roa, mifankahala mafy sahady. [1.437#] 9 Efitra faharoa kosa, dia ilay iarahany amin' ny olombelona tahaka azy: dia izy mifanerasera sy mifampikasoka, ka mifankatia na mifankahala, mifamalifaly na mifanorisory. [2.296#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 mifankahalà (hala) |
Part of speech | 15 imperative of active verb mifankahala |
Explanations in Malagasy | 16 [1.1] |
Explanations in French | 17 [1.3] |
Tables and plates |
18 All the active imperatives |
Anagrams | 19 mifankahala, mifankahalà, mifankahala, mifankahalà |
Updated on 2023/01/20 |