|
|
|
|

Entry1  fehy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Famatorana amin' ny tady: Ratsy fehy ireto kitay ireto ka hianjera tsirairay eny an-dalana 4  Zavatra iandraiketana: Tsy fehin' ny Filohan' i Madagasikara ny Nosy Comores. [1.1]
Explanations in English  5  a tie, a knot 6  superintendence, guidance, inspection, control, presiding care. [1.2]7  the act of tying; a knot [1.7]
Explanations in French  8  action de lier; noeud [1.8]
Examples  9  Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana. [2.356]
10  ny rano Randriamatoa no azo atao telo siny
ny kitay Randriamatoa no azo atao telo fehy
ny zanak'olona tsy azo atao izany
[2.131]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Analogs  16  vona, fatotra, rohy, fehy maty, fehy singory, fehy handrotra, tadivavarana
Compound words 
Proverbs  28  Proverbs containing the word fehy

Anagrams  29  fehy, hefy

Updated on 2023/09/04