Entry | 1 fehintenda |
Elementary words | 2 fehy, tenda |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka [1.1] |
Examples |
5 Taty aoriana, rehefa tsara akanjo ny olona (fa niditra betsaka ny karazan-damba vahiny), dia nampiseho soroka an-kavanana indray ny tovolahy mpihaingo mba hisehoan' ny fehintenda. [2.436#] |
Vocabulary |
6 Economy: clothing |
Other spellings | 7 fehitenda |
Updated on 2023/12/10 |