|
|
|
|

Entry (1/3)1  rohy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  tady, kofehy [1.78]
4  Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataovy rohy foza izay mpangalatra tratra [1.1]
5  Fatotra: Ratsy rohy angamba ilay omby matoa afa-nandositra [1.1]
Explanations in English  6  a cord used for binding [1.7]
Explanations in French  7  attache, lien [1.8]
Examples  8  Ny rohy dia fisamborana omby masiaka amin' ny tadivavarana. [2.643]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/3)16  rohy
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  omby voafatotra mba hoterena [1.78]
19  Zanak' omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso [1.1]

Entry (3/3)20  ROHY
Part of speech  21  noun (acronym)
Explanations in Malagasy  22  Rindran' ny Olom-pirenena Hiarovana ny Iaraha-manana [3.1]
Tables and plates  23  Acronyms

Anagrams  24  hory, ROHY, rohy, hory, ROHY, rohy

Updated on 2020/07/31