Entry | 1 fehim-ponenana |
Elementary words | 2 fehy, fonenana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1] |
Vocabulary |
5 Relationships: family |
Synonyms | 6 fehim-pihavanana |
Updated on 2023/12/10 |