|
|
|
|

Entry1  fehinkibo
Elementary words  2  fehy, kibo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  anjan-koditra na tapa-damba lavalava voavoatra afatotra manodidina ny andilana mba hangeja ny fitafiana tsy tiana halalaka [1.65]
Examples  5  Endahina ny hodiny anaovana kiraro, pôketra na fehinkibo. [2.117#]
Vocabulary  6  Economy: clothing
Synonyms  7  hetra
Other spellings  8  fehikibo
Article  9  Randzavola: fehinkibo ao amin' ny Baiboly (=> fitafiana)

Updated on 2023/12/10