Entry (1/2) | 1 fatotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fangiazana amin' ny kofehy: Ratsy fatotra ilay alika ka lasa [1.1] |
Explanations in English |
4 [1.2] |
Explanations in French |
5 état de ce qui est lié, attaché, garroté, enchaîné: Ratsy fatotra ny mpangalatra ka nandositra (Le voleur a été mal attaché et s'est enfui) [1.3] |
Examples |
6 io moa dia fatotra fotsiny no hidiny. [2.472#105] 7 ny tena hevitry ny hoe parapaingo dia fatotra atao amin'ny tongotra toy izao: asiana avy amin'ny ilany roa ary dia ampi-fandraisina indray ireo. [2.313#131] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word fatotra |
Entry (2/2) | 17 fatotra |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 Aika voamboatra ary vita amboarany [1.1] |
Explanations in English |
20 indigo that has been pounded and tied up. [1.2] |
Explanations in French |
21 indigo préparé en pain ou en gâteau [1.3#152] 22 Nom qu'on donnait à l'indigo, Indigofera tinctoria L. (Fabaceae) quand il était fermenté et pressé en pains ou en gâteaux pour la teinture. Voir aika. [Merina] [1.196] |
Vocabulary |
23 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 25 fatotra, fotatra |
Updated on 2023/02/21 |