Entry (1/4) | 1 faly |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Mahatsiaro fiadanam-po sy saina noho ny fahatanteraham-paniriana na fahazoam-pahasoavana ka mampiseho izany etỳ ivelany amin' ny tsikitsiky na hira na dihy [1.1] |
Explanations in English |
4 pleased, rejoiced, glad, delighted. See finaritra, mirana, ravo, sambatra, tretrika [1.2] 5 happy, joyous [1.7] |
Explanations in French |
6 joyeux, content [1.3, 1.8] |
Derivatives |
|
Analogs | 12 Faly, ravo, mirana, mariaka, sariaka, somariaka, mintsimintsy, feno haravoana, dibo-kafaliana, sija, finaritra, diavolana ny fo, diavolana ny kibo, andihizam-papelika ny fo, afa-po, foladrairay |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word faly |
Entry (2/4) | 18 faly |
Part of speech | 19 adjective |
Explanations in English |
20 for fady [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
21 équivalent de fady (Merina). A ne pas confondre avec faly qui veut dire content, joyeux, heureux [Sakalava]
[1.196] 22 [Bara] 23 [Mahafaly] |
Vocabulary |
24 Botany |
Compound words |
|
Illustrations |
|
Entry (3/4) | 27 faly |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in English |
29 for tifitra [Provincial]
[1.2] |
Derivatives |
|
Entry (4/4) | 32 Faly |
Part of speech | 33 name (book title) |
Vocabulary |
34 Literature: books |
Author |
35 Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa |
Anagrams | 36 Faly, faly, lafy, Faly, faly, lafy |
Updated on 2023/07/13 |