Entry | 1 somariaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Faly, ravo, mirana: Somariaka erỳ ry Bozy fa tonga rainy |
Examples |
4 [2.470#] somariaka sy velon-kehy ery izy ireo mahita an' ilay biby mitolefika ho azy tsy mahazaka azy miaraka. |
Root | 5 sariaka |
Anagrams | 6 ro masiaka, somariaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |