Entry 1/3 |
sambatra
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Miadana, tsy manan-java-mahory, tretrika: Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy Miadan-tsaina, milamin-tsaina, finaritra: Sambatra izany fianakaviana mifankatia izany Mananjara, tsara vintana, ambinina: Sambatra izy nahazo vady hendry [1.1]
|
Explanations in English | Blessed, happy [1.7]
|
Explanations in French | Heureux, béni [1.8]
|
Examples | Nahatsiaro ho sambatra ery izahay mianakavy nony nandry voalohany tamin' ny tranonay vaovao.
[2.472]
|
Derivatives |
Proverbs |
|
Entry 2/3 |
sambatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka, Tanala]
Fora, famorana [1.78]
|
| [Taisaka]
Famorana zaza mitambatra amim-pomba lehibe, izay fanao isaky ny fito taona, izany hoe ny zazalahy rehetra teraka ao anatin' ny fito taona dia atambatra hatao hasoavana amin' io andro iray io [1.1]
|
Explanations in French | Circoncision [1.13]
|
Analogs |
didiam-poitra ~
fora ~
foza ~
savatse ~
hasoavana ~
tapakanake |
|
Entry 3/3 |
sambatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fahandro katsaka amin' ny babiny, na mangahazo lena atao tetika lava [1.1]
|
|