Entry | 1 ravo |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [1.1] |
Examples |
4 olona izy, ka ravo fa tsy hadinon’ ny taranany, faly fa tsy very taolambalo: [2.5] |
Derivatives |
|
Synonyms | 7 ravoravo |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Anagrams | 10 ravo, rova, varo- |
Updated on 2020/07/31 |