|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamaly
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manome valiny: Tsy mbola namaly ny fanontaniako ihany ve ianareo?
Manome (zavatra) ho setriny: Aza mamaly ratsy ny ratsy
Manome valin-teny tsy amim-panajana, manohitra: Aza mba mianatra mamaly mpampianatra toy izao ise fa tsy tsara
Explanations in French  4  [1.3#806] Répondre, rendre la pareille, punir ou récompenser selon les actes
Examples  5  [2.472] Tsy namaly I Feno
6  [2.471] Ny zava-maneno voakitika mahalankalana no namaly ny teniny
7  [2.324] Rehefa tapitra ny tenin'ny mpiampanga vao mamaly hianareo, hoy izy
8  [2.470] Mba te hamaly azy ihany i Lidy nefa tsapany fa tsy haharesy azy na oviana na oviana izy
Root  9  valy
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)20  mamaly
Part of speech  21  active verb
Explanations in English  22  [1.2] [Provincial] to shoot
Root  23  faly
Proverbs  24  Proverbs containing the word mamaly

Anagrams  25  alamim, lamaim, mamaly, mamila

Updated on 2025/03/04