Entry | 1 añindambo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazan-drivotra miendrika tadio kely manao faribolana tokony ho efatra metatra ny savaivony, ka rava na simba daholo ny zavatra amin' io faritra io; ataon' ny olona koa hoe aninangatra |
Vocabulary |
4 Meteorology |
Elementary words | 5 añina |
Synonyms | 6 añinangatra |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 28 andimbano, añindambo |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |