Entry | 1 hasin' Andriana |
Elementary words | 2 hasina, andriana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ny volatsivaky nomena ny Mpanjaka [1.1] |
Examples |
5 Raha tiana hovotsorana ny andevo dia tsy maintsy anaovana hasinandriana sy orimbato ka dia manjary ambaniandro izy fa tsy andevo intsony. [2.508#] |
Updated on 2023/06/20 |