Entry | 1 andriambavilanitra |
Elementary words | 2 andriana, vavy, lanitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Teny fanajana ilazana ny vehivavy, fampiasa indrindra eo amin' ny kabary [1.1] |
Explanations in English |
5 a title of respect in speaking of the ladies in enumerating classes of people at a public assembly. [1.2] |
Examples |
6 Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra [2.296#] 7 Manatrika eto ianareo Manamboninahitra sy ny Andriambaventy ary ny andriambavilanitra, manatrika eto ianareo miaramila sy ny zaza amam-behivavy tsy an-kanavaka. [2.528#] |
Vocabulary |
8 Forms of Address |
Updated on 2023/03/22 |