|
|
|
|

Entry1  andrianjahonoany
Elementary words  2  andriana, izaho
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa ka ametrahany andraikitra lehibe, ary izay vitany dia ohatra ny tenany ihany no nanao azy [1.1]
Explanations in English  5  [izaho, I, no ho any, will be there.] An agent. [1.2]

Updated on 2023/12/16