Entry (1/7) | 1 an-dry |
Root | 2 any |
Part of speech | 3 morphological form of any |
Examples |
4 himpody aho, menatra an-dry raiko. [2.69#26] 5 Ampy ahy izay nanampiako an-dry zareo izay. [2.4#136] 6 Sao miandry an-dry Ndremba izay naniraka azy! [2.643#142] |
Entry (2/7) | 7 andry |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 enti-milaza fitsorana, fivalamparana eo ambony tany, kidoro; fatoriana amin' ny alina, filamina tsisy tebiteby. [1.1] |
Explanations in English |
10 [Mal. diyan, mandiyan.] [1.2] |
Explanations in French |
11 la position horizontale, l'état de ce qui est étendu, couché 12 la paix, la tranquillité 13 l'état de ce qui est figé, gelé, caillé [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (3/7) | 18 andry |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 tohana mijoro vita amin' ny biriky, hazo na vato: Nisy andry telo nifanandrify tao amin' ny tranon' ny Ntaolo. [1.1] |
Explanations in English |
21 a pillar, a post [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
22 pilier 23 (fig) soutien [1.3, 1.8] 24 colonne [1.3] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 29 Proverbs containing the word andry |
Entry (4/7) | 30 andry |
Part of speech | 31 passive verb |
Explanations in Malagasy |
32 antenaina ho avy ka mijanona eo ihany ny tena ambara-pahatongany: Sakafo tsy andrin' ny maika ny anareo izany, ry Ketaka, ka handeha aho [1.1] |
Explanations in English |
33 waiting, guarding [1.2] |
Explanations in French |
34 attendu, qu'on peut attendre [1.3] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (5/7) | 41 andry |
Part of speech | 42 noun |
Explanations in Malagasy |
43 fiambenana, fitandremana: Tsara andry ny ombintsika fa olona mahatoky izy 44 fitiliana: Ataovy andry maso io zazalahy io fa efa tratra naka zavatr'olona [1.1] |
Explanations in English |
45 watch [1.2] |
Explanations in French |
46 garde, surveillance, veille [1.3] |
Compound words |
|
Entry (6/7) | 48 andry |
Part of speech | 49 noun |
Explanations in Malagasy |
50 sandry [Betsimisaraka]
[1.78] |
Entry (7/7) | 51 Andry |
Part of speech | 52 name (anthroponym) |
Patronyms |
|
Tables and plates |
54 Full list |
Anagrams | 55 Andry, an-dry, andry, Andry, an-dry, andry, Andry, an-dry, andry |
Updated on 2023/07/19 |