|
|
|
|

Entry1  ampahatelo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1#66][ampahatelo] Ny ampahan' ny zavatra iray izay nozaraina telo mitovy
Explanations in English  4  [1.7][ampahatelony] a third part (and so with larger numerals)
Explanations in French  5  [1.3][ampahatelony] le tiers
6  [1.13][ampahatelony] tiers
7  [1.8][ampahatelony] le tiers (et ainsi de suite pour les chiffres)
Examples  8  [2.472#102] Ny ampahatelon' ny lohany tsy tafiditra
9  [2.996#14.23.5] ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon' ny mpanjaka
10  [1.123] ka ny androatokony any ny tompon-javatra, ary ny ampahatelony any ny Fanjakana
Vocabulary  11  Mathematics: arithmetic
Root  12  telo
Morphology 
13  Simple :
Analogs  14  ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word ampahatelo

Updated on 2024/12/12