|
|
|
|

Entry1  ampahenina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1#66][ampahenina] Ny ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina enina: Mitovy ihany ny antsasany sy ny telo am-paheniny
Explanations in English  4  [1.2#136][ampaheniny] the sixth part, one sixth
Explanations in French  5  [1.3#126, 1.5#100][ampaheniny] un sixième
International  6  [3.1] 1/6
Examples  7  [2.436#139] ny ampaheniny ny ariary (1/6) : venty
8  [2.113#42] Ny Ampahenin' Imerina no mpitondra ny faritany
9  [1.437] Ny latsapaheniny dia voaraena latsaka ampaheniny
Vocabulary  10  Mathematics: arithmetic
Root  11  enina
Morphology 
12  Simple :
Analogs  13  ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato
Compound words 

Anagrams  16  ampahenina, anampehany, anempahany, niempahana

Updated on 2025/01/21