Entry | 1 ampahavalo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#66][ampahavalo] Ampahany iray amin' ny zavatra zaraina valo |
Explanations in English |
4 [1.2#731][ampahavalony] the eighth part |
Explanations in French |
5 [1.3#807, 1.5#322][ampahavalony] le huitième |
International |
6 [3.1] 1/8 |
Examples |
7 [2.436#135] ny ampahavalony ny ariary (1/8) : sikajy |
Vocabulary |
8 Mathematics: arithmetic |
Root | 9 valo |
Morphology |
|
Analogs | 11 ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato |
Compound words |
|
Anagrams | 13 ampahavalo, pahalavoam |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |