|
|
|
|

Entry1  ampahefatra (efatra)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Mathematics: arithmetic
Explanations in Malagasy  4  Ny antoko iray, na ny vongana iray, amin' ny zavatra nozaraina efatra mitovy [1.10#E6]
5  Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina efatra: Ny ampahefatry ny roapolo dia dimy [1.1#66]
Explanations in English  6  One fourth [1.2#130]
Explanations in French  7  Un quart [1.3#119, 1.5#97]
8  Quartier [1.13.fr#15]
Examples  9  ny entana hafa ampahefatry ny vidiny [2.366#29]
10  Dia lasany tamin' izay ny ampahefa-kareny sy ny fanjakany [2.69#44]
11  Iza no mahisa ny vovok' i Jakoba, Na mahisa ny ampahefatr' Israely? [2.996#04.023.010]
12  Fa andeha efaro itsy harena hanalan' ialahy ny any ialahy ampahefany [2.293#18]
13  Tsy dia maharitra loatra ny angano iray fa eo amin'ny ampahefatra adiny [2.606#95]
Morphology 
14  Simple :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word ampahefatra

Updated on 2023/02/25