Entry | 1 telo |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Milaza isa roa ampiana iray: Rehefa mandray telo (volana) ny zaza dia alam-bolo [1.1] |
Explanations in English |
4 three [Javanese talu, other Malay and Polynesian languages tello, tolu, and toro] [1.2] 5 three [1.7] |
Explanations in French |
6 trois [1.3, 1.5, 1.8] |
International |
7 3 8 III [3.1] |
Examples |
9 Nankaiza ity zandry no mifehy telo ity trano? [2.131] 10 Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy [2.293] |
Vocabulary |
11 Mathematics: arithmetic |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Patronyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 39 Proverbs containing the word telo |
Tables and plates |
40 The Numbers 41 Addition 42 Multiplication |
Article |
43 Andriamihaja: Fanisana vaovao 44 Randzavola: telo ao amin' ny Baiboly (=> isa) |
Updated on 2024/10/03 |