|
|
|
|

Entry1  misasakalina
Elementary words  2  misasaka, alina
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [2.415#6580] mamatonalina
Examples  5  [2.4] Nifanarahana teo am-piaingana fa amin' ny misasakalina raha ela indrindra no hody izahay.
6  [2.499] Izao ihany no nalehako misasakalina atý:
7  [1.38] Ny Romana kosa dia manomboka ny andro eo amin' ny misasakalina indrindra.
Vocabulary  8  Time

Updated on 2025/02/02