|
|
|
|

Entry1  alim-pahana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  fotoana ipetrahan' ny fahana ao anaty basy [1.1]
4  fotoana iomanana sy ikenonkenonana alohan' ny fanasana [1.1]
5  fotoana iandrasan' ny vahiny ny sakafo aroso azy [1.1]
Elementary words  6  alina, fahana

Updated on 2023/05/20