Entry | 1 alinina |
Root | 2 alina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tazonina hatramin' ny fahatongavan' ny alina: Loza Rakoto iny raha hiresaka: nalininy tany aminy aho ka raha tsy efa tapi-mandry ny olona tsy nalefany [1.1] |
Explanations in English |
5 to be kept from going until night. Used of misspent days and hours. [1.2] |
Explanations in French |
6 Que l’on retarde jusqu’à la nuit [1.3#22] |
Morphology |
|
Updated on 2023/02/11 |